We’ve updated our Terms of Use to reflect our new entity name and address. You can review the changes here.
We’ve updated our Terms of Use. You can review the changes here.

MASINDAH MISELY (Prod. by Warryn "Baby Dubb" Campbell)

from "BUTU RADIO Vol​.​1" (2013) by Bigga Tovo

/
  • Streaming + Download

    Includes unlimited streaming via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    Purchasable with gift card

      $1 CAD

     

about

Extrait de la mixtape "Butu Radio" 2013 - Bigga Tovo / Kolotsaina Mainty.

lyrics

“MASINDAHY MISELY” by Bigga Tovo

Kolotsaina mainty

Katolika sady katalogy,
Zaza alika fa jamais, taraiky anaty katesizy
Za meloka , fa aleo resakay sy Kristy
Mampamangy rankizy, peace avy aty zamerika
Za tsy miherika, ra ho atsonao hoe piso
Otranao mety tsy miherika, ra ho atsoko hoe psssssttttt
Ny tanana mihidi-kizo, vomay lasa tantara be le krizy
Ka hentanina enao hifidy, ozy Attalah Beatrice
Artista adala be, zay mitolona anaty vazo
Fa tsy midina an-dalambe, misy anjely mpiambina aho
Dia tsy andairan’ny Ambalavelona, mande laverta
Ny rap gasy ho ela velona, yeahhhhh
Otrany kandran’ny makorelina,
Ny mic hielako nenina, fa otrany mapihomehy
Mihidy ny varavaran’ny bizna, dia mila lakle
Soa ihany ny vavanay tsy vizaka, satria zay athleta
Ie , tana fa tsy Atlanta
Sady tantanta, ny talenta avo lenta
Atsoy hoe Monsieur Tale,
Tsy ho kobo intsony atsy ho atsy, afa tsy amin’ny tele
Atelomy, mandra-panisako iray roa telo
Tena kely veta, dia lasa kely vatana
Miala tsiny ra mivantana, Hiphop fa tsy sarim-bavy
Samy mafoka, ze tsy mazaka manapoka sarim-bilany
Ho an’ny mpandoro vinany , sy ny mpiheno Bilal
Mbay lalana ny kofa, cool fa tsy mpila ady
Ny aferanao crime, dia manasa tanana Pilaty
Anaty rap ah wanted, be mpialona manodidina
Tsy hoanin’ity izy dia mangidihidy, lasa mi-bip ahy
Tonton Bigga be drible, dia miaro tibia
Tia biatche koa zah, refa miantoka ny kojakoja
Ny orana tsy avy ndry kotsakotsa,
Ambony vazon'ny Dat Kotry, ny tavy no ahotsakotsana
Hahahaha



REF: Zao ny hafatry masindahy misely, alatsako eto amin’ny M.I.C
Mijoro mizara dia mifankatia, mijoro mizara dia mifankatia (x04)
Mijoro mizara dia mifankatia eoa, ary tena amin’ny fo tena
amin'ny fanahy, mihorim-paka hanasoa olona, fa tsy
tsangan'olona (x04)



Ecrit et Interpreter par : Bigga Tovo pour "Kolotsaina Mainty" 2013.

credits

from "BUTU RADIO Vol​.​1" (2013), released July 5, 2013
Masindah Misely_ Bigga Tovo (Prod. by Kanye West) / Extrait de la mixtape "Butu Radio Vol.01" 2013.
Executive Producer: Bigga Tovo
Recorded in Montreal at Blaze World Studio / Kolotsaina Mainty 2013.

license

all rights reserved

tags

about

Bigga Tovo Montreal, Québec

Malagasy Rap
"Kolotsaina Mainty"
Zaza Rap-Taiza (Z.R.T)
MADAGASCAR

contact / help

Contact Bigga Tovo

Streaming and
Download help

Report this track or account

If you like Bigga Tovo, you may also like: