We’ve updated our Terms of Use to reflect our new entity name and address. You can review the changes here.
We’ve updated our Terms of Use. You can review the changes here.

"BUTU RADIO Vol​.​1" (2013)

by Bigga Tovo

/
  • Streaming + Download

    Purchasable with gift card

     

1.
Tonton Bigga Yeah Kolotsaina Mainty, yeah Inona ny vaovao Tonton Bigga Artista fa tsy Sareraka, tsisy afa tsy izaho irery no hianteherako yeah, zay tsy mila misolelaka , raha tsy mijoro koa tsy lehilahy Kobonay ny aleha, tsy hanaiky ho resy otran'ny Ali N'iza n'iza hidresy, ny aty ny style tsy miova Tsy miala madness, ra misy fotoana mandalova tsy niova ny adresse Yes, aza manahy ny fitiavako HipHop endless Ny fahavalo mampijabaka, tsy quoi fa Jah Bless Ny olona jiaby mihetsika, ny Jack Da gohanay seka Atsoy aho hoe Tonton Bigga, izaho tsy Gourou-ana Sekta Taloha ny "Cavs" trace-na sipa kevoka, zao lasa feno Tass tsy afaka Midofaka rehefa tsemboka, zay generation manitra Axe rehefa manao mianatra X, sixa ho an'ny my men ao amin'ny fianakaviana isoka, tsy ho an'izay votany fa ny tena MC Tsy ho votanisa fa otrany lava be ilay liste. Bridge: Ambanimbany, maninona ra mba mitady kandra na bizna fa otrany diso mitongizina ihany leis. eka eka Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga, fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany , Ambonimbony x 02 Refrain: Vaovao an'ialahy, mi-Rap hono elah? Oz ny olona hoe kely sisa dia hitapy hono toi Vaovao an'ialahy, mi-racaille hono elah? Maka tsy miera fainga-tanana, tsisy fangatahana Maninona ra mba mitady kandra na bizna fa otrany diso mitongizina ihany leis, eka eka Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany, eka eka Miaiky ah zay, eoa eoa Miaiky ah zay, eka eka Miaiky ah zay, eoa eoa Miaiky ah zay Vaovao an'ny tanana, tazy hono tsy tamana any Paname Zatra nihanta tamin'i mama, sady any tsisy mpanampy Papi zany ny Rap , ahodino ampitapitao Ny mpialona sy ny zaza maditra, aleo hipitrapitra eo Oz X-tah hoe eny ampoto-tsofinareo, yeah yeah Tsofinay rano, mazaho mitady Vo izaho no mihe mahia, ny rap vita matavy Ny MC lasa Melanie, tsy hay intsony hoe lahy sa vavy, yeah Peace ho an'izay nody mandry, mampamangy Fa na dia malahelo mafy, tsy afaka mody ny mpamanga mamono eritreritra amin'ny toaka sy Rap Efa ela be no alcoolique, fiainan'alika lety style bandy hanambady Kox, ny adala ato amiko otran'i Lalie Tsy afaka desintox, yeah Zaza Rap-Taiza sy toast, yeah Tohizo ny bosy ralahy ra toa havanana, ndry ra vo tonga volana aza tonga any amiko, yeah tsika samy voky lainga Fa samy matahotra ho vo-flingue, tsy maka tahaka ny firenen'i Johnny Clegg, yeah tahio so misy mifofo ny aiko, an Be ny bajo no hikonetaka. Bridge: Ambanimbany, maninona ra mba mitady kandra na bizna fa otrany diso mitongizina ihany leis. eka eka Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga, fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany , Ambonimbony x 02 Refrain: Vaovao an'ialahy, mi-Rap hono elah? Oz ny olona hoe kely sisa dia hitapy hono toi Vaovao an'ialahy, mi-racaille hono elah? Maka tsy miera fainga-tanana, tsisy fangatahana Maninona ra mba mitady kandra na bizna fa otrany diso mitongizina ihany leis, eka eka Be ny MC nandra te hi-clash an-dra Bigga fa mbola tsy nahazo lesona ihany laisany, eka eka Miaiky ah zay, eoa eoa Miaiky ah zay, eka eka Miaiky ah zay, eoa eoa Miaiky ah zay Ecrit et Interpreter par : Bigga Tovo / Kolotsaina Mainty 2011
2.
ATSIKA ABY 2013 dia mbola misy ihany ireo miseho tompony tanana Kolotsaina Mainty yeah Efa diska goka, ny fijeriko azy Ny kozy alefan'i dj andry, Dia tsika gasy, vopote tsisy kapoty Refa tsy tonga ihany ny fara-andro, ho avy ny fitsaram-bahoaka, K'aza afenina ny marina fa teneno anay, dahopp Kopy daholo hoe everyday hard , io n'aiza n'aiza Fuck kala fanja levrette, zaza rap-taiza Dia avy eo afritiko eny am tarehany, fanabeazan'aizana Ndry be afera maizina, it's amazing Satria demokrasia, dia samy manao ze tiny Aleoko miheno an'i njakatiana, toy zay ny tata an-draholdina Ty tanindrazantsika, to lasa revy hooligan Tsy aleo amzay hogahana, alohan'ny hionganany okay Ref: Samy tsisy tompony eto tompoko Samy tsisy tompony eto , fa atsika aby Samy tsisy tompony eto tompoko Samy tsisy tompony eto Samy tsisy tompony eto tompoko Samy tsisy tompony eto Atsika abyaby x 2 Anaty tambazotra sosialy tsika Araho ny fb sy ny tweet Lasa foibe-an'ny mpitifitra sy ny mpanitrikitrika Hitsikitsika tsy andihindihy foana fa ao Rap Tsy mafinaritra, lotoiny lerony ilay "Noble Art" Kobonla ny lalana, soratan'i norbert lala Mbola ho kobo eo ihany laisany, satria allah awakbaar Ralahy hakako bahana, mibanjina ny taom-baovao Mirary soa, eny antanambao Zay mirevy any Fianarantsoa Soa fianatsa, ny hery tsy haleo ny fanahy Represente la familia, hiaka sinsemilla Amin'sisa mila mailo tsika, maloto ny politika Ny ankabehazan'dry batory tsisy mahay mipokipa Kotikota sy kolikoly, ra te hanongam-panjakana Yeah, dia ny background karana, Kalama mbola ho avy ny patsa iray Satria dadanareo barakay, dia comeback ndray Bardhay mamay ref: ... Ecrit et Interpreter par Bigga Tovo / Kolotsaina Mainty 2013
3.
MARINA ZANY JAH Tonton Big up Butu Radio Fa izaho moa no iza no hitsara, aleo iny ho an'ny tantara Ampina Orchestre tovolah, fa hiakatra Taratata Toto mamay ny gaine, tandremo tratra farany Anaty game, izaho dia my man selecta tandem Vo taraiky aho dia koziko ny Dj, pull-up again Karnaz ity fa tsy Kool of the Gang Lava lotra ny kozy, tsy ho vofehy anatin'ny telopolo segondra So godraka, hiresaka amin'ny olona kondrana Ikala mafy kloty fa ananako ny code, izaho tsy mila mikoty Izay revin'ny peta sy ny pote, ataovy amin'ny compte-ko Mpanankanto aho ny rap kapokako, na be ireo maniry hiekapoka Hitetika hikapoka hazo ny fara-atoko Ref : Marina zany jah, izahay tsy matahotra hisolifatra F'efa notsofinao rano, ewa tsy mila porofo Fa i'm telling you the truth Marina zany jah, vazo vaovao no aparitaka Eny am-potitsofinao eny, everin'ny ghetto youth Fa tsy rap vo tsy dirty south Nga tsy loza, izao vo tsaroko ilay hafatrao Nareo tsy nanota, no aoka hitora-bato Na bado no babo x 2 Ghetto class , Clarks ny kitro vo alahady Maizi-kitroka, otran'ny ho avy-ny Bashar Al-assad Izahay misy boay kely a charge, tsy misangy amin'ny cash Hoy izy hoe varotra tsy raikitra, omenay fitsiky commerce Fiainanay aza asina comment, ndraindray mandatsa ny lasantsy Tsy mamono ny collante, aleo any lafrantsa indray mi-clande Fa lany Hollande, izahay tsy fianakaviana deba Otrany ratsiraka rolland Ref: x 1 Pont : Odiko tsy mitsiky, odiko tsy mi-smoke Odiko negro somokotra, miaingitraingitra nofa Nuff respect, mivantana avy aty avaratry States Ka ahona taitra sa taitra x 2 Ref: x 2 Ecrit et Interpreter par : Bigga Tovo / Kolotsaina Mainty 2013
4.
“MASINDAHY MISELY” by Bigga Tovo Kolotsaina mainty Katolika sady katalogy, Zaza alika fa jamais, taraiky anaty katesizy Za meloka , fa aleo resakay sy Kristy Mampamangy rankizy, peace avy aty zamerika Za tsy miherika, ra ho atsonao hoe piso Otranao mety tsy miherika, ra ho atsoko hoe psssssttttt Ny tanana mihidi-kizo, vomay lasa tantara be le krizy Ka hentanina enao hifidy, ozy Attalah Beatrice Artista adala be, zay mitolona anaty vazo Fa tsy midina an-dalambe, misy anjely mpiambina aho Dia tsy andairan’ny Ambalavelona, mande laverta Ny rap gasy ho ela velona, yeahhhhh Otrany kandran’ny makorelina, Ny mic hielako nenina, fa otrany mapihomehy Mihidy ny varavaran’ny bizna, dia mila lakle Soa ihany ny vavanay tsy vizaka, satria zay athleta Ie , tana fa tsy Atlanta Sady tantanta, ny talenta avo lenta Atsoy hoe Monsieur Tale, Tsy ho kobo intsony atsy ho atsy, afa tsy amin’ny tele Atelomy, mandra-panisako iray roa telo Tena kely veta, dia lasa kely vatana Miala tsiny ra mivantana, Hiphop fa tsy sarim-bavy Samy mafoka, ze tsy mazaka manapoka sarim-bilany Ho an’ny mpandoro vinany , sy ny mpiheno Bilal Mbay lalana ny kofa, cool fa tsy mpila ady Ny aferanao crime, dia manasa tanana Pilaty Anaty rap ah wanted, be mpialona manodidina Tsy hoanin’ity izy dia mangidihidy, lasa mi-bip ahy Tonton Bigga be drible, dia miaro tibia Tia biatche koa zah, refa miantoka ny kojakoja Ny orana tsy avy ndry kotsakotsa, Ambony vazon'ny Dat Kotry, ny tavy no ahotsakotsana Hahahaha REF: Zao ny hafatry masindahy misely, alatsako eto amin’ny M.I.C Mijoro mizara dia mifankatia, mijoro mizara dia mifankatia (x04) Mijoro mizara dia mifankatia eoa, ary tena amin’ny fo tena amin'ny fanahy, mihorim-paka hanasoa olona, fa tsy tsangan'olona (x04) Ecrit et Interpreter par : Bigga Tovo pour "Kolotsaina Mainty" 2013.

about

Mixtape "Butu Radio" Vol.1 by Bigga Tovo / Kolotsaina Mainty 2013

credits

released July 5, 2013

Executive Producer : Bigga Tovo & Blaze Production
Mixtape enregistrer au Studio Blaze World Montreal (2012-2013).
- KOLOTSAINA MAINTY -

license

all rights reserved

tags

about

Bigga Tovo Montreal, Québec

Malagasy Rap
"Kolotsaina Mainty"
Zaza Rap-Taiza (Z.R.T)
MADAGASCAR

contact / help

Contact Bigga Tovo

Streaming and
Download help

Report this album or account

If you like Bigga Tovo, you may also like: