We’ve updated our Terms of Use to reflect our new entity name and address. You can review the changes here.
We’ve updated our Terms of Use. You can review the changes here.

MARINA ZANY JAH (Prod. by Jr Beats)

from "BUTU RADIO Vol​.​1" (2013) by Bigga Tovo

/
  • Streaming + Download

    Includes unlimited streaming via the free Bandcamp app, plus high-quality download in MP3, FLAC and more.
    Purchasable with gift card

      $1 CAD

     

about

Extrait de la mixtape "Butu radio" de Bigga Tovo 2013.

lyrics

MARINA ZANY JAH

Tonton Big up
Butu Radio

Fa izaho moa no iza no hitsara, aleo iny ho an'ny tantara
Ampina Orchestre tovolah, fa hiakatra Taratata
Toto mamay ny gaine, tandremo tratra farany
Anaty game, izaho dia my man selecta tandem
Vo taraiky aho dia koziko ny Dj, pull-up again
Karnaz ity fa tsy Kool of the Gang
Lava lotra ny kozy, tsy ho vofehy anatin'ny telopolo segondra
So godraka, hiresaka amin'ny olona kondrana
Ikala mafy kloty fa ananako ny code, izaho tsy mila mikoty
Izay revin'ny peta sy ny pote, ataovy amin'ny compte-ko
Mpanankanto aho ny rap kapokako, na be ireo maniry hiekapoka
Hitetika hikapoka hazo ny fara-atoko


Ref : Marina zany jah, izahay tsy matahotra hisolifatra
F'efa notsofinao rano, ewa tsy mila porofo
Fa i'm telling you the truth
Marina zany jah, vazo vaovao no aparitaka
Eny am-potitsofinao eny, everin'ny ghetto youth
Fa tsy rap vo tsy dirty south
Nga tsy loza, izao vo tsaroko ilay hafatrao
Nareo tsy nanota, no aoka hitora-bato
Na bado no babo x 2

Ghetto class , Clarks ny kitro vo alahady
Maizi-kitroka, otran'ny ho avy-ny Bashar Al-assad
Izahay misy boay kely a charge, tsy misangy amin'ny cash
Hoy izy hoe varotra tsy raikitra, omenay fitsiky commerce
Fiainanay aza asina comment, ndraindray mandatsa ny lasantsy
Tsy mamono ny collante, aleo any lafrantsa indray mi-clande
Fa lany Hollande, izahay tsy fianakaviana deba
Otrany ratsiraka rolland

Ref: x 1

Pont : Odiko tsy mitsiky, odiko tsy mi-smoke
Odiko negro somokotra, miaingitraingitra nofa
Nuff respect, mivantana avy aty avaratry States
Ka ahona taitra sa taitra x 2

Ref: x 2


Ecrit et Interpreter par : Bigga Tovo / Kolotsaina Mainty 2013

credits

from "BUTU RADIO Vol​.​1" (2013), released July 5, 2013
"Marina zany jah" by Bigga Tovo - extrait de la mixtape "Butu Radio" 2013 produit par Kolotsaina Mainty.

license

all rights reserved

tags

about

Bigga Tovo Montreal, Québec

Malagasy Rap
"Kolotsaina Mainty"
Zaza Rap-Taiza (Z.R.T)
MADAGASCAR

contact / help

Contact Bigga Tovo

Streaming and
Download help

Report this track or account

If you like Bigga Tovo, you may also like: