Efa diska goka, ny fijeriko azy
Ny kozy alefan'i dj andry,
Dia tsika gasy, vopote tsisy kapoty
Refa tsy tonga ihany ny fara-andro, ho avy ny fitsaram-bahoaka,
K'aza afenina ny marina fa teneno anay, dahopp
Kopy daholo hoe everyday hard , io n'aiza n'aiza
Fuck kala fanja levrette, zaza rap-taiza
Dia avy eo afritiko eny am tarehany, fanabeazan'aizana
Ndry be afera maizina, it's amazing
Satria demokrasia, dia samy manao ze tiny
Aleoko miheno an'i njakatiana, toy zay ny tata an-draholdina
Ty tanindrazantsika, to lasa revy hooligan
Tsy aleo amzay hogahana, alohan'ny hionganany
okay
Ref: Samy tsisy tompony eto tompoko
Samy tsisy tompony eto , fa atsika aby
Samy tsisy tompony eto tompoko
Samy tsisy tompony eto
Samy tsisy tompony eto tompoko
Samy tsisy tompony eto
Atsika abyaby x 2
Anaty tambazotra sosialy tsika
Araho ny fb sy ny tweet
Lasa foibe-an'ny mpitifitra sy ny mpanitrikitrika
Hitsikitsika tsy andihindihy foana fa ao Rap
Tsy mafinaritra, lotoiny lerony ilay "Noble Art"
Kobonla ny lalana, soratan'i norbert lala
Mbola ho kobo eo ihany laisany, satria allah awakbaar
Ralahy hakako bahana, mibanjina ny taom-baovao
Mirary soa, eny antanambao
Zay mirevy any Fianarantsoa
Soa fianatsa, ny hery tsy haleo ny fanahy
Represente la familia, hiaka sinsemilla
Amin'sisa mila mailo tsika, maloto ny politika
Ny ankabehazan'dry batory tsisy mahay mipokipa
Kotikota sy kolikoly, ra te hanongam-panjakana
Yeah, dia ny background karana,
Kalama mbola ho avy ny patsa iray
Satria dadanareo barakay, dia comeback ndray Bardhay
mamay
ref: ...
Ecrit et Interpreter par Bigga Tovo / Kolotsaina Mainty 2013
credits
from "BUTU RADIO Vol.1" (2013),
released July 5, 2013
"Atsika aby" by Bigga Tovo (Prod. by The CoolKids) - Extrait de la mixtape "Butu Radio" 2013 produit par Kolotsaina Mainty.
UK label Def Pressé taps legendary New York hip-hop producer Blockhead for the fifth installment of their KPM Crate Diggers series. Bandcamp New & Notable May 5, 2024